Ho tonga ny fiaran'ny mpivady
Miandry kely… 0%

“Andriamanitra dia Fitiavana…
Ny Fitiavana tsy ho levona mandrakizay”I Jao 4:16b · I Kor 13:8a

RAKOTONDRAVELO
André sy Olga
RABENAHY
Solofoherinirina José sy Noro

Dia faly mampandre ny fanamasinana ny fanambadian'ny zanany

RAKOTONDRAVELO RAJAONIRINA
Andria Frédérick
RABENAHY Mahalimasinantenaina
Herizo
Tadidio ny daty
Zoma
18Desambra
2026

Manomboka amin'ny 10 ora sy 12 minitra maraina

Ny lohahevitra

Vroom & Glamour

Fo roa, motera iray,
tanjona iray ihany: ny fitiavana mandrakizay.

Zoma 18 desambra 2026 · 10:12 maraina

Andro sisa

--Andro
--Ora
--Minitra
--Segondra
Ny fandaharana
Zoma 18 desambra 2026 · 10:12 maraina

Fanamasinana ny fanambadiana

FJKM Amparibe Famonjena
Jereo amin'ny sarintany

Aorian'ny fanamasinana dia manasa anareo hiara-hifaly ao amin'ny
“Le Lionceau”, Anosy Avaratra

Jereo amin'ny sarintany

Sitrakay indrindra raha tsodrano ara-pomba malagasy no atolotrareo

Ny mpivady

Fitiavana mandrakizay

Mankasitraka ny amin'ny fanotronanareo

Raha misy tsy fahafahana

dia miantso mialohan'ny 08 desambra

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra.

Amen
Frédérick · Mahali · 18.12.2026